FAMPIANARANA MOMBA NY BOKIN’I AMOSA 1. Fampidirana ankapobeny: Tao amin’ireo gazety Feon’ny SALT laharana efatra voalohany no nanarahanao ny bokin’Isaia, ny mpaminany lehibe indrindra ao amin’ny Testamenta Taloha. Manomboka eto kosa dia atolotra anao ny bokin’i Amosa izay boky tranainy indrindra, izany hoe, izy no voasoratra voalohany amin’ireo bokin’ny mpaminany. …
Hamaky bebe kokoa »Alohan'ny hidirantsika amin'ireo fandalinana maro isan-karazany dia heveriko fa tsara raha manomboka amin'ny zavatra tena fototra dia ny fahafantarana momba an'Andriamanitra izay fototry ny teolojia. ny fanontaniana tiako hovaliana eto amin'ity pejy ity dia ny hoe iza moa Ilay Andriamanitra ambaran'ny Testamenta Taloha, inona avy ireo anarana …
Hamaky bebe kokoa »Faly miarahaba anareo rehetra izay mitsidika ity blog ity ny tenako ary mirary ny fitahian'ny Tompo Jesosy hirotsaka aminareo. Mihetsika izao tontolo izao, mihazakazaka izay tsy izy ny teknolojia ampiasain'ny zanak'olombelona raha tsy hiresaka afa tsy ny fifandraisana aho. Voalaza matetika fa tsy manana kolontsaina mamaky boky ny Malagasy, tsy mitombina…
Hamaky bebe kokoa »