IZA MOA ANDRIAMANITRA?

Alohan'ny hidirantsika amin'ireo fandalinana maro isan-karazany dia heveriko fa tsara raha manomboka amin'ny zavatra tena fototra dia ny fahafantarana momba an'Andriamanitra izay fototry ny teolojia. ny fanontaniana tiako hovaliana eto amin'ity pejy ity dia ny hoe iza moa Ilay Andriamanitra ambaran'ny Testamenta Taloha, inona avy ireo anarana ilazana azy,iza marina no tena anarany ary inona no hevitr'izany anarany izany.

Post a Comment

1 Comments

  1. Mankasitraka Pastora an! Tsara le fampianarana e! Mirary soa hatrany!!!

    ReplyDelete