NY BOKIN’I ESTERA Zaikaben’ny Fikanam-Behivavy Loterana Malagasy (FBL) Fianarantsoa Aogositra 2022 Tari-dresaka Ity fampianarana ity dia hahitanao ny tantaran’ilay tovovavy Jiosy antsoina hoe Estera. Azo lazaina fa nanomboka avy tamin’ny tsy misy ny fiainany satria kamboty fahakeliny izy ka ny anadahiny ( cousin ) antsoina hoe Mordekay no nitaiza azy. H…
Hamaky bebe kokoa »Genesisy 1. Ny Anaran’ny Boky Araka ny efa nolazaiko tery ambony dia avy tamin’ny fandikan’ny LXX ny Gen 2:4a ( Β ί βλος γεν έ σεως [ biblos genesews ]) no nahazoana ny anarana hoe Genesisy. Ny teny Grika hoe γ έ νεσις ( genesis ) dia midika hoe “tetiarana” (genéalogie). Io teny Grika io no nahazoana ny teny Frantsay “Génèse” sy ny Anglisy “Genesis” izay nadik…
Hamaky bebe kokoa »