FAMPIANARANA MOMBA NY BOKIN’I JOELA 1. Ny Antony Nahatonga an’i Joela N aminany (Contexte) Tao anatin’ny fahamaihana sy loza no nahatongavan’ny tenin’i Jehovah tamin’i Joela. Ny fahitany ireo valala nanafika no nanosika azy hiteny. Raha teo amin’Israely dia manambara loza tsy roa aman-tany ny valala satria ny faharavan’ny fambolena dia midika fahavoazana…
Hamaky bebe kokoa »Ny Fiavian’ny Paska (Paska tany Ejipta) Loharano : ireto daholo ireo soratra masina ahitana ity fety ity: Eks 12:1–13:16; 23:15; 34:18–20, 25; Lev 23:4–14; Nom 28:16–25; Deot 16:1–8; Jos 4:19–23; 5:10–12; ary 2 Tan 30:2, 3, 13, 15. Andevo tany Ejipta ny zanak’Israely nandritra ny taona maro ka ory loatra noho ny fanandevozana: “ ary ny Zanak’Israely nisento n…
Hamaky bebe kokoa »