Inona moa ny PENTEKOSTA? Ao amin’ny TT dia antsoina hoe “fetin’ny herinandro.” Ny anarany feno dia ny hoe חַג שָׁבֻעוֹת (chag shavu’ot, firavoravoan’ny herinandro na fetin’ny herinandro). Ny dikany ara-bakiteny dia “herinandro » (pluriel). Izy io dia ankalazaina amin’ny faha-6 n’ny volana Sivan, izay matetika mitontona amin’ny volana Mey sy Jona. Ny Shavuot dia 50 …
Hamaky bebe kokoa »NY MPAMINANY SANDOKA ARAKA NY TESTAMENTA TALOHA 1. Taridresaka Anankiray amin’ireo fisehoan-javatra nanana ny maha izy azy ao amin’ny Testamenta Taloha ny faminaniana. Ireo soratra mirakitra ny faminaniana no antoko lehibe faharoa amin’ny Soratra Masina Jiosy manarakaraka ny Torâ. Nanana ny toerany lehibe teo amin’Israely sy ny fiaraha-monina ny asa faminan…
Hamaky bebe kokoa »HERMENEOTIKA BIBLIKA “… Moa fantatrao va izay vakinao?” (Asa 8:30) FAMPIDIRANA Ity Asa 8 ity dia mitantara ilay tantapa etiopiana izay namaky ny Bokin’Isaia nefa tsy nahazo izay nolazainy. Nirahin’ny Fanahy Masina i Filipo mba hanampy azy amin’ny fahazoana izany ka nanontany azy hoe “moa fantatrao va izay vakianao?” Marobe ireo olona miandry antsika hanazava …
Hamaky bebe kokoa »